OLANA MISY ETO AMIN’NY FIRENENA Miantso fifanantonan’ny mpitondra fanjakana sy ireo hery velona rehetra ny FFKM

Manamafy ny antso efa nataony ny alahady 17 Jolay ny FFKM ny amin’ny tokony hifanantonan’ny mpitondra fanjakana sy ireo hery velona rehetra hifampidinika hijerena ifotony ny olana misy eto amin’ny firenena, ary miantso azy ireo hiara-hientana hitady vahaolana maharitra.

Vous aimerez aussi