Isan’ireo kandidà lasibatry ny fanaratsiana tany anaty tambajotran-tserasera nandritra ny fampielezan-kevitra. Tsy nampihemotra an’ireo mpomba ny kandidà laharana faha-2 ao amin’ny kaominina Ambonivohitra Ambohidratrimo, Atoa Raherimanantsoa Feno izany karazana antsojay nahazo azy izany. Mbola nahavory vahoaka marobe teny Ambohidratrimo ny lehilahy nandritra ny faradoboka nataony omaly alahady. Fampisehoana niarahana amin’ny mpanakanto kalaza maro toa an’i Chantal, Ariane, Noely kelin’ny Sakelidalana sy ny marohafa.ny faradoboka omaly alahady nahitana raratra ny firaisam-po misy eo amin’ny vahoakan’Ambohidratrimo sy ny kandiida Feno Raherimanantsoa laharana faharoa.
Vous aimerez aussi
NOSY SAKATIA Antso avo ho an’ny Filoham-pirenena hampitsahatra sy hanasazy ny fanitsakitsahana ny lalàna sy ny kolikoly ary ny fangoronan-tany ataon’ny orinasa Green Mada Land
Tamin’ny 03 oktobra 2024 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana...GROUPE « HELL’S » Mivoy ny « Rock fusion », manandratra ny fandriampahalemana
Tany amin’ny taona 2017 no efa nijoro ny Groupe Hell’s (Fanafohizana ny hoe : « Hell rush ». Ankehitriny,...FANANAN-TANY Miahiahy ny mponina ao Nosy Mitsio
Ho tohin’ny fanambarana nivoaka teo aloa teo, dia tonga eto Antananarivo ireo solon-tenan’ny Mponina ao Nosy...