FAMPIATOANA NY FANOMEZANA TANY HO AN’NY OLOMPIRENENA MALAGASY Nanao fanambarana ny fikambanan’ny Tantsaha


Manoloana ny fanapaha-kevitry ny Filan-kevitry ny Minisitra hampiato ny fanomezana tany ho an’ny olompirenena malagasy avy ao amin’ny tanim-panjakàna tamin’ny 31 janoary 2024 sy ny firosoana amin’ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny tanim-panjakàna azo amidy, dia nanao fanambaràna tamin’ny haino aman-jery ny fikambanan’ny Tantsaha ao amin’ny Komitim-pirenena ho an’ny Famokarana tantanam-pianakaviana tamin’ny 31 mey 2024.

Vous aimerez aussi