HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS Eny amin’ny rond-point Ampasika ny fotoana rahampitso Alakamisy 12 oktobra 2023

Eny amin’ny rond-point Ampasika amin’ny 11 ora no hiainga ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !

Vous aimerez aussi