HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS Eny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fotoana anio

Eny amin’ny Coliseum Antsonjombe amin’ny 11 ora ny fotoana iarahana amin’ny Collectif des Candidats anio sabotsy 28 oktobra. Mpanakanto maro no hanentana. Mivoha amin’ny 8 ora maraina ny vavahady. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mifohaza amin’izay ! Mitohy ny tolona !

Vous aimerez aussi