FIKAMBANANA « FHM » Mijoro hampivondrona sy hitondra fampandrosoana

Ny volana novambra 2024 no nijoro ara-panjakana ny Fikambanan’ny Hebreo eto Madagasikara na « FHM » Antom-pisiany ny hamondrona ho iray ireo Gasy Hebreo eto Madagasikara mba ho fanatanterahana izay voarakitry ny « Torah » Ity farany izay azo lazaina fa sata fototra ijoroan’ireo mpino Hebreo maneran-tany. Anisan’ny mason-tsivana hahafahan’ireo liana amin’ny foto-kevitra ijoroan’ny « FHM », araka izany, ny fanarahana amin’ny antsipiriany izay rehetra anatin’ny « Torah »…

VOVONANA “SOKA.CLUB” Tontolo ara-dizitaly hikirakirana ny lalao

Efa miroso amin’ny lafiny nomerika avokoa amin’izao fotoana izao ny tontolo iainana ankehitriny. Izany indrindra no antony nananganan’ny orinasam-pifandraisana “Yas Madagasikara” ny Vovonana “Soka.Club” izay hampiatiana ny ara-dizitaly. Tanjon’ity orinasam-pifandraisana ity ny hanokatra teknolojia avo lenta mihavao hatrany ho an’ny tsirairay manerana ny Nosy sy ny eto amin’ny Kaontinanta Afrikanina.