Ny hetsika « Festival à haute voix! Vehivavy mitafa » izay karakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra no ho hita, eny amin’ny zaridain’Antaninarenina, ny 12 martsa ka hatramin’ ny alahady 16 martsa 2025. Ity hetsika tohanan’ny « Région Ile de France » sy ny « Organisation Internationale de la Francophonie-OIF » ity izay natao indrindra hanomezan-danja ny zon’ny vehivavy…
Jour : 17 mars 2025
“ORANGE SUMMER CHALLENGE 2024” Nibata ny loka ny tetikasa “Plastikoo”
Ny “tetikasa “Plastikoo”” no nibata ny lokan’ny “Orange Summer Challenge 2024” izay nokarakain’ny “Orange”. Ireo ekipa malagasy mandrafitra izany izay notolorana loka, ny alarobia lasa teo, teny amin’ny “Orange Digital Center” Soarano.