Miteraka olana eo amin’ireo kaominina miisa 37 manodidina an’Antananarivo sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa eo amin’ny lafiny fanadiovana sy ny fidiovana. Mampitombo ihany koa ny fako izany ka miteraka olana eo amin’ny sehatry ny fitaterana…