Ny taona 2018 no nanombohan’i Ranomenjanahary Rija, nikirakira ny taranja mozika. Ny fankafizana ny kanto vokarina amin’ny alalan’ny famolahana ny « Feo » hivazo ny tononkira izay jariana amin’ny fampiasana ny « Soratra » no nahatonga ahy nisafidy ilay solonarana hoe : « Rij’Art », hoy ny tovolahy…
Jour : 12 mars 2025
TETIKASA FITRANDRAHANA INDRAY NY “TERRES RARES” ANY AMPASINDAVA Tsy manaiky izany ireo Vondron’olona eny ifotony
Tsy mankasitraka ny mety hiverenan’ny tetikasa fitrandrahana “terres rares” kasain’ny orinasa “Harena Resources” atao any amin’ny tangoronosy Ampasindava any amin’ny distrikan’Ambanja, faritra DIANA, ny Vondron’olona any Ifotony sy ny firaisa-monim-pirenena “OSCIE”…