« J.N.A MADA 2 » Any Morondava ny 28 – 31 aogositra 2025

Ny andiany faharoa amin’ny « Andro Nasionalin’ny Olon-dehibe eto Madagasikara » na ny « J.N.A MADA 2 » no hotanterahina any Morondava ny 28 ka hatramin’ny 31 aogositra 2025. « Olon-dehibe mijoro amin’ny finoana sy fanantenana Kristianina, hampanjaka ny fahamarinana sy ny fitiavana eo amin’ny fiarahamonina sy ny tontolo iainana » no lohahevitra hifanentanana mandritra ny efatra andro amin’ity « J.N.A MADA 2 » ity…