Ny tontolo andron’ny Alahady 30 martsa ho avy izao, etsy Ankasina, efajato metatra miantsinanana raha miala ny Gare routière Maki Andohatapenaka, amin’ny havanan-dalana, izay misy ny « bet kneset » na trano fivavahana ho an’ireo mpanaraka ny finoana Hebreo notsrym, no hanamarihana ny Taom-baovao na « Rosh hashanah »…
Jour : 27 février 2025
FENO 60 TAONA NY L.M.A Mpianatra 48.000 isa no efa navoakan’ity Liseam-panjakana ity
Mpianatra manodidina ny 48.000 isa no navoakan’ny “Lycée Moderne Ampefiloha” na ny L.M.A, nandritra izay 60 taona niorenany izay. Mamoaka mpianatra mahatratra 800 isa isan-taona ity Liseam-panjakana ity, araka ny fanazavan’ny “Proviseur” ao amin’ny Lycée moderne Ampefiloha, Andrianjafy Mamisoa…