Zanadriake !

« Zanadriake » ou Les enfants de la mer du Sud-ouest déboute Base Toliara. Ils ont complètement raison car ils pensent à leur avenir, à leurs enfants. Que deviendrait cette région d’Andaboy quand Base Toliara aurait fini leur exploitation dans des dizaines d’année ?

FI.Z.A.M.A Eny amin’ny « Cercle Mess » Soanierana ny “Bonne Année 2025”

Ny sabotsy 22 febroary ho avy izao, eny amin’ny “Cercle Mess” Soanierana, no hanatanterahan’ny FIkamban’ny Zanaka Ampielezana Mandritsara eto Antananarivo na ny FI.Z.A.M.A, ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2025. Ity fotoana ity izay entin’ny fikambanana hampivondronana indray ireo mpikambana rehetra ao aminy mba hanehoan’izy ireo firaisan-kina…