Dans le monde d’aujourd’hui, les jeunes femmes aspirent de plus en plus à l’indépendance financière. À la recherche d’une opportunité de réaliser leur potentiel par le biais de leur carrière, les filles osent franchir un pas aussi audacieux que celui de s’installer à l’étranger…
Jour : 17 février 2025
NJAKATIANA TENY AMIN’NY PALAIS MAHAMASINA Nifampizara ny kanto tamin’ireo mpankafy
Fampiaraham-peo sy fifampizarana ny kanto, ireo no azo amintinana ny fotoana niarahan’ny mpanakanto Njakatiana sy ny mpankafy azy, omaly alahady, teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina…
Prévisible !
La défaite malgache aux élections de la Commission de l’UA était prévisible. Les africains ne sont plus ce que Tintin au Congo a rapporté ou encore Banania. L’Afrique c’est Mandela, ou le Réveil du continent « noir ».
KAOMININA AMPITATAFIKA Mangataka amin’ny fanjakana ny hampiakarana ny vola fanampiana ho Ar 50 tapitrisa
Mangataka ny vola fanampian’ny fitondram-panjakana ny kaominina mba hampiakarana ho Ar 50 tapitrisa ny ben’ny tananan’ny kaominina Ampitatafika, Ramparaoelina Rado, na mahavita izay tokony ho vitany aza ny vola fanampiana ho an’ny kaominina, ankehitriny.