“Ny fenitra sy ny paika ary ny fitaovana haitao arakajimirindra dia efa voapetraka ary hohazavaina tsy ho ela. Vonona ny SERA ny hitarika hizorana amin’ny tanjon’ny fisitranana sy fanasitranana ny firenena.
Andeha ary roso ny dia; Andriamanitra momba atsika.”
Jour : 24 janvier 2025
« LEARNING AND MASTERY ACADEMY » Sekoly manomana tanora hiasa ao anatin’ny fotoana fohy
Anisan’ireo mandray anjara amin’ny “Salon vers l’emploi” tanterahana eny amin’ny “Hôtel Oriental International” Ankazomanga, izay nanomboka ny 23 ka hifarana ny 25 janoary 2025, ny “Learning and Mastery Academy”. Izy io izay sekoly iray manana ny foiben-toerany eny Andranovory-Ambolokandrina, nanomboka ny taona 2024 izay niorenany.
Verbiage !
L’année débute toujours avec des discours prometteurs et des projets. Tout le monde a des projets à réaliser ou des visions à atteindre, histoire de changer le rythme. Le Roi, également, a ses siens, qu’il lance à ses sujets venus lui souhaiter les vœux. Mais, c’est une rengaine, un refrain que l’on entend tous les ans, des thèmes ou des sujets qui reviennent tous les ans, développement, démocratie, prospérité, richesse, santé… Il n’y a rien de fondé dans tous les discours, et tout reste au stade du verbiage.