Tandidomin-doza ny mponina ao Nosy Sakatia sy ao amin’ny nosy kely rehetra ao avaratr’i Madagasikara

Iaraha-mahalala fa nitombo ny fahalianan’ny mpampiasa vola amin’ny tany ho volena taorian’ny krizy ara-sakafo sy ara-bola eran-tany manodidina ny taona 2008 ka mitombo ny fangoronan-tany na accaparements de terre. Anisan’ny manavaka an’i Madagasikara hatramin’io vanim-potoana io ka hatramin’izao dia ny mpitondra fanjakana eto an- toerana  mihitsy no manasa sy miantso ny vahiny haka ny tany malagasy…

POLITIKAM-PITONDRANA Fatahorana ny vahoaka ny fidinan’ny vidin-solika

Tsy afa-miala amin’ny fepetra apetraky ny Mpamatsy vola iraisam-pirenena toy ny Banky iraisam-pirenena sy ny FMI, ny firenena Malagasy. Tsy maintsy arahina ny fepetra raha tsy izay dia voasazy tsy mahazo fanampiana intsony. Efa voalaza hombieny hombieny fa tsy maintsy hiakatra io vidin’ny solika io. Nalefa aloa ny fiakaran’ny solintany (pétrole lampant). Tsy nisy nitabataba fa toa nanaraka daholo, ary niandry ny fiakakaran’ny solika.

Soumission !

Le Roi a choisi une journée dominicale pour sortir les résultats officiels des élections communales dont la CENI a basculé à fond les chiffres, selon les édits royaux. Les partis des dominés sont soumis, conquis et il reste à savoir s’ils sont résignés…