NOSY MITSIO Inona no fifanarahana mety ho nataon’ny mpampiasa vola emirati sy ny Filoham-pirenana ?

Mohamed Alabbar, mpandraharaha Emirati, dia naneho ny fahalianany hampiasa vola amin’ny sehatry ny fizahan-tany, fambolena, angovo ary fotodrafitrasa, indrindra ny làlana, nandritra ny fitsidihany an’i Madagasikara tamin’ny volana Oktobra 2024, amin’ny alalan’ny iray amin’ireo orinasany, Emaar Properties na Eagle Hills. Araka ny vaovao farany dia liana manokana izy amin’ny Nosy Sainte-Marie sy Nosy Iranja. Fa i Nosy Mitsio no nosy voalohany hanaovana « fifanarahana » eo amin’ny Filohan’ny Repoblika sy ity mpandraharaha malaza ity…

Clash !

Le Roi chasse la FFKM (Union des Eglises Chrétiennes de Madagascar) par tous les moyens. La raison est que le président de la FJKM, Ammi a frappé fort sur le comportement immoral du dirigeant malgache à l’endroit de la population. Ce n’est pas la première fois…