NOSY SAKATIA Antso avo ho an’ny Filoham-pirenena hampitsahatra sy hanasazy ny fanitsakitsahana ny lalàna sy ny kolikoly ary ny fangoronan-tany ataon’ny orinasa Green Mada Land

Tamin’ny 03 oktobra 2024 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana ity, nametraka fanontaniana mikasika ny fampanofana tany mandritry ny 99 taona (bail emphytéotique) nifanarahan’ny mpampiasa vola lehibe fanta-daza ao amin’ny orinasa Green Mada Land sy ny manam-pahefana Malagasy, mikasika ny Nosy Sakatia ao amin’ny faritra Diana any avaratra-andrefan’i Madagasikara…