Isan’ireo kandidà lasibatry ny fanaratsiana tany anaty tambajotran-tserasera nandritra ny fampielezan-kevitra. Tsy nampihemotra an’ireo mpomba ny kandidà laharana faha-2 ao amin’ny kaominina Ambonivohitra Ambohidratrimo, Atoa Raherimanantsoa Feno izany karazana antsojay nahazo azy izany…