C’est la population qui est punie quand la mauvaise gouvernance est nulle. La réplique du FMI sur le refus des 103 millions de dollars tombe sur la tête des citoyens, concernant la vérité des prix sur les carburants…
Jour : 21 novembre 2024
FANAMPIANA IREO MANA-MANJO Amperinasa ny « Maison funéraire Henikaja »
Ho fanampiana sy fanaimavanana ny fahasahiranan’ireo fianakaviana nidonam-pahoriana noho ny famoizana havana ary koa ho fanatanterahana ara-bakiteny ilay fomba fiteny hoe : « Tsara levenana ny Maty ary heni-kaja ny Velona » ho famoronana asa ho an’ireo mpiara-belona. Ireo mitambatra no antom-pisian’ny Maison funéraire « Henikaja » niorina ny taona 2018, eny, Ambohimangakely…