LEHILAHY MAHERY « Mitondra soa sy fampandrosoana ny fampiasana ny fomba nentim-paharazana… »

Lehilahy mahery, mpandala ny fomba nentim-paharazana misy manerana ny Nosy ary saropiaro amin’ny fiarovana ny hasin’ny tany, rano ary ny kakazo malagasy. « Ampiasaiko ho amin’ny fanampiana ireo mpiara-belona amiko tsy ankanavaka ho amin’ny mahasoa azy ireo ny fikirakirako ireo fomba nentim-paharazana malagasy », hoy i Lehilahy mahery…

SEHO « MIZARA HAFALIANA » Hampiara-dalana ny mahasoa sy ny mahafinaritra

Ny Antoko mpihira « Miantsa Magis » mijoro eo anivon’ny Eglizy Katolika Romanina, Masindahy Joseph Bezaha Toliary, ny tarika Haga amin’ny endriny feno, i Mamina Kanto gasy ary i Ravaka. Ireo no hifandrimbona hanolotra ny rindran-kira « Mizara hafaliana » Hotanterahana ny tolakandron’ny Sabotsy 23 Novambra ho avy izao, etsy amin’ny CCESCA Antanimena…

En vadrouille !

FB est devenu un des réseaux sociaux célèbres pour montrer la vie des gens. On y voit tout, même l’élu du Peuple, citoyen français. À Toamasina, il était en vadrouille avec son 4X4 et ses copains. De la rigolade et de la joie ! Il n’y a pas de mal à cela, mais c’était quand même ahurissant…