À partir du 9 novembre, le Musée présente « Maison des Vivants », une exposition consacrée à l’architecture malgache…
Jour : 7 novembre 2024
KAOMININA BONGATSARA Rija Ranirison, olom-baovao vonona hitondra fampandrosoana
Ranirison Rija, Zanaky Bongatsara zato isan-jato avy amin’ireo nahitany masoandro (Rainy sy ny reniny). Eo amin’ny lafiny finoana, Diakona ao amin’ny FJKM Anjomakely Fitiavana izy mivady. Mpandraharaha eo amin’ny lafiny fitaterana sy ny sehatry ny asa volamena ary misehatra mavitrika amin’ny asa fambolena sy ny fiompiana ihany koa i Rija Ranirison.
TARIKA « M’IRAY KALO » Tanora mivoy ireo « Kalon’ny fahiny »…
Ny volana Oktobra 2022 no teraka ny tarika « M’iray Kalo » Ivondronan’ireo tanora miandahy miambavy miisa manodidina ny dimy ambiny folo, mankafy sy atosiky ny fitiavana hanome aina indray sy hamelona ireo hira teatraly tranainy, azo antsoina ihany koa hoe : « Kalon’ny Fahiny ».
Hypocrisie !
La réélection de D. Trump traumatise l’Afrique. Ce qui remet en cause les problèmes raciaux et xénophobes dans le monde. Le retour du président américain confirme la mentalité européenne dans ses origines. « L’Afrique n’existe pas » a déclaré l’élu durant son premier mandat…