« UN SALAIRE ELEVE EST DEVENU UN FACTEUR DECISIF POUR MOI » Une participante du programme international Alabuga Start parle de son déménagement en Russie

Le programme international Alabuga Start gagne en popularité parmi les jeunes de notre pays. Participer à ce projet implique de déménager en Russie et donne aux jeunes filles âgées de 18 à 22 ans l’opportunité de construire une carrière dans la zone économique spéciale Alabuga.

MPANORATRA AINA NIRINA 40 Taona nanoratana, saropiaro amin’ny teny malagasy

Andrianarivelo Rahajanirina Hery. Mitondra ny solon’anarana hoe : « Aina Nirina, amin’ny maha mpanoratra ny lehilahy. Nandalina ny tontolon’ny fanorenan-trano sy ireo fotodrafitrasa goavana tahaka ny tatezana i Aina Nirina. Nirona tamin’ny taranja siantifika, araka izany, izy saingy mahavariana fa miondana ary azo ambara fa mankafy sy tia mikirakira ny habaky ny zavakanto vita amin’ny teny sy ny soratra « Literatiora » i Andrianarivelo Rahajanirina Hery noho ny fitiavany ny teny malagasy. Ankoatra izay, tia mozika ny lehilahy.

FAHANTRANA LALINA Tsy vahaolana ny fitiavan-tena, mila mandray andraikitra ny « Mpitondra »

Mivaralila tanteraka ary mila tsy ho tazana intsony mihitsy ankehitriny ilay rindram-piaraha-monina nifaka tamin’ny fandalana ny fifanajana, ny fifanampiana nanome hasina ny aina sy nametraka ho ambony hatrany ny maha olona dia ilay « fanahy » izany. Ireo rehetra ireo, azo ambara tsy ampisalasalana fa nananan’ireo Razamben’ny malagasy ka nampilamina ny fiarahamonina fahagola.