Les Jeux Olympiques de Paris 2024 ont été un événement sportif majeur qui a marqué l’histoire de la capitale française. Cette édition a été particulièrement attendue, car Paris accueillait les Jeux pour la troisième fois, après 1900 et 1924.
Jour : 31 juillet 2024
FESTIVAL « VOASARY » Hisokatra ny zoma izao, tomombana ny fikarakarana
Amin’ny ankapobeny, efa tomombana avokoa ireo fikarakarana ny fandraisana ny « Festival Voasary » andiany voalohany izay hanomboka ny 02 hatramin’ny 04 aogositra ho avy izao, any amin’ny Kaominina Antsatramidola andoharano, izay azo ambara ho renivohitr’ireo dimy kaominina antsoina hoe : « Dimy kaominina loharano mangarahara » ahitana ny kaominin’ny Ambarikaika, Ambilombe, Ankiakabe fonoko, Antsatramidola, Ambodiamontana kianja, anatin’ny distrikan’ny Mandritsara, faritra Sofia.
FAMOKARANA MENAKA Amperinasa ny « Huilerie Industrielle d’Anjozorobe »
Tamin’ity taona 2024 ity no niorina ny orinasa mpamokatra menaka vita avy amin’ny voanjo sy soja, any Anjozorobe. Tafiditra anatin’ny fanatanterahana ny politikam-panjakana fametrahana ireo taniketsa ara-indostrialy « Odof » izay mifototra amin’ny hoe : « Distrika iray manana indostria iray », ny « Huilerie Industrielle d’Anjozorobe » Ny 04 aprily lasa teo no nanomboka nihodina ny orinasa ary namokatra ny « Menaka voanjo » sy « Menaka soja » an’Anjozorobe.
RAJOELINA EN GUINEE BISSAU Rencontre des dictateurs
Quand deux dictateurs africains se rencontrent, il y a anguille sous roche, mises à part les traités de coopération. Le président de la Guinée Bissau, Sissoco Embalo et Andry Rajoelina se ressemblent pour arriver au pouvoir : Ils ont triché et ne se soucient pas de leur Constitution respective.