Ny taona 2010 no niorina ny « Fiangonana manamboara vatsy », izay ny Evenjelisitra Maminirina Roland Guy, no angady nananana sy vy nahitana azy. Etsy Anosibe tsena no misy ny trano fivavahana ho an’ity fiangonana misy afom-bavaka mivaivay sy manana fianam-bavaka miavaka ity.