Nodimandry Maman Perla tao amin’ny Hetsika Mai 72

Nodimandry ny talata 21 novambra 2023 i Zokibe Razafimpanja Perle. Mpitolona tamin’ny Mai 1972 teto Antananarivo. Efa mpianatra teny Ankatso izy tamin’izany. Nodimandry ny talata 21 novambra 2023 i Zokibe Razafimpanja Perle. Mpitolona tamin’ny Mai 1972 teto Antananarivo. Efa mpianatra teny Ankatso izy tamin’izany. Anisany nanangana ny Hetsika Mai 72 izy, izay namondrona ireo mpandray anjara tamin’ny Mai 1972. Vehivavy nafàna fo sy nandray andraikitra hatrany izy.

GROUPE « NY FITIA » Miangaly ny « Mozika evenjelika Sihanaka »

Hanamarika ny faha-05 taona nijoroany, amin’ny taona 2024 hiditra io ny Groupe « Ny fitia ». Tarihan’i Fanokely. Ity farany izay efa manana traikefa sy haizatra matanjaka eo amin’ny lafiny fitendrena zavamaneno (Gitara maranim-peo) sy ny famoronana tononkira ombam-peony noho izy efa nilona an-taonany maro tao anatin’ny habaky ny mozika.

Chasse organisée !

Le montage à Andohan’i Mandroseza, avec des morts est une démonstration du retour de Baomba au pouvoir. Tout est mystérieux mais c’est une révélation d’un fait divers à caractère politique. Les découvertes de quelques documents et les armes pourraient laisser entendre qu’il y ait un montage.